- Zoma 28 Janoary 2022
Sosialy.Orinasa Ambatovy Nanolotra vary 10 taonina ho an’ny CUA
Ao anatin’ny ezaka fanampiana vonjitaitra ireo traboina vokatry ny rotsak’orana namely ny faritra maro teto Madagasikara, indrindra, ny teto an-drenivohitra dia nanolotra vary 10 taonina ho an’ny kaominina Antananarivo
Hamaky ny tohiny
