• Alarobia 29 Desambra 2021
Sosialy.Fiarovana ny zon'ny mpanjifa Maro ny zavatra tokony ho fantatra

Samy manana ny anjara andraikitra tandrify azy eo amin'ny fiarovana ny zon'ny mpanjifa ny Minisiteran'ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Varotra ary ny Fanjifana (MICC), ny Minisiteran'ny Fahasalamam-bahoaka

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Desambra 2021
Sosialy.FANADIOVANA SY FIDIOVANA Nifarana ny tetikasa SDAUM

Nifarana tamin’ity taona ity rehefa naharitra 15 taona ilay tetikasa SDAUM (Schéma directeur d’assainissement urbain de Madagascar) eo ambany fiahian’ny Ministeran’ny rano sy ny fahadiovana ary ny fidiovana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Desambra 2021
Sosialy.Randrana sendikaly Mila olana ny fisitrahana fisotroan-dronono

Maro, farany teo ireo mpisotro ronono nihazakazaka nila vonjy tamin’ny sendika, hoy ny avy eo anivon’ny Randrana sendikaly. Isany nahagaga izany hoe izy ireo manana olana daholo, hoy ity sendika ity.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Desambra 2021
Sosialy.Croix-Rouges Malagasy Nizara tohana ara-tsakafo ho an’ny tokantrano 1200

Nitondra tohana ara-tsakafo ho an’ny tokantrano miisa 1200 any amin’ny kaominina Behara Distrikan’Amboasary Atsimo ny Croix-Rouge Malagasy any amin’ny tapany Atsimon’ny Nosy ny herinandro lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Desambra 2021
Sosialy.Fanadiovana eny amin’ny Boriborintany faha-6 Nanampy ny vahoaka sy ny APIPA ny depiote Todisoa

Nidina niaraka tamin'ny vahoaka ao amin’ny boriborintany faha enina sy ireo tantsaha eny an-toerana ary ny APIPA ny Solombavambahoaka Todisoa Andriamampandry andro vitsy lasa izay,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Desambra 2021
Sosialy.KAOMININA TALATAMATY Hizara fanampiana ho an’olona 2.000

sy ny faran’ny taon Hizara fanampiana ho an’olona 2.000 isa mahery ny kaominina Talatamaty, distrikan’Ambohidratrimo amin’ity herinandro ity noho ny fahatongavan’ny fetin’ny Noelya.

Hamaky ny tohiny
FTT