• Talata 01 Febroary 2022
Sosialy.Vidim-piainana any Antsiranana 1000 Ar ny voatabia iray, 6000Arkg ny karaoty,…

Midangana ny vidim-piainana eto amin’ny tany sy ny Fanjakana. Tototry ny olana ny fitondram-panjakana, ka toa fitantanana krizy sisa no misy fa izay drafitra sy programam-panjakana hialana amin’ny fahantrana tsy misy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 31 Janoary 2022
Sosialy.Sakoroka be teny Ambatofotsy Fiara Peugeot 405 tratra nanary fatin’olona

Nisy toe-javatra hafahafa niseho teny Ambatofotsy amin’iny làlam-pirenena faha-7 iny omaly alahady 30 janoary 2022 tokony ho tamin’ny 4ora sy sasany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 31 Janoary 2022
Sosialy.Fizarana vatsy tsinjo Ireo traboina manana karnem-pokontany no hahazo

Hanomboka anio alatsinainy ny fizarana ilay vary tsinjo fanomezana avy amin’ny Fitondram-panjakana ho an’ireo traboina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 31 Janoary 2022
Sosialy.Tsena Miaka-bidy ny saribao sy legioma

Ho an’ity farany ohatra raha mividy ananana 1500 Ar ny tokantrano iray mahavita laoka hilaofana vary mandritra ny tontolo andro dia tsy ampy intsony izany amin’izao raha tsy 3000 Ar

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Janoary 2022
Sosialy.Ny teo tsy tafarina Mandindona ny rivodoza manaraka

Ny takaitran’ny andro ratsy Ana farany teo tsy tafarina, dia efa mandindona an’i Madagasikara sahady ny rivodoza vaovao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Janoary 2022
Sosialy.Kaominina Talatamaty Miakatrabe ny rano, mitombo isa ireo traboina

Raha efa manomboka midina ny rano nateraky ny ora-nikija teto amintsika ho an’ireo kaominina sasany dia vao mainka miakatra kosa izany ho an’ny kaominina sasany,

Hamaky ny tohiny
FTT