• Alakamisy 03 Febroary 2022
Sosialy.Isika tondra-drano Ny ranon’ny JIRAMA tsy mandeha

Ahoana io rano tsy mandeha io nefa isika aza tondra-drano, hoy ny fanontanian’ny mpanara-baovao manoloana ny zava-misy eto amin’ny firenena ankehitriny?

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Febroary 2022
Sosialy.Traboina eny amin’ny faritra iva Mbola somokotra amin’ny fiverenana an-tokantrano

Mbola somokotra amin’ny fiverenana ao an-tokantranony avokoa ny ankamaroan’ireo traboina amin’izao na dia mbola ho avy aza ilay rivo-doza Betsiray izay lasa miteraka resabe eny anivon’ny fiaraha-monina eny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Febroary 2022
Sosialy.Fialan’ireo mpiasan’ny Tsaradia Mila mailo ireo mpiasa, hoy ny Randrana sendikaly

Ny 14 oktobra 2021 no nanao fangatahana na “requête” ny orinasa Tsaradia mikasika ny zava-misy teny anivon’ny tribonaly misahana varotra,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Febroary 2022
Sosialy.Amborompotsy Talatamaty Mpianaka maty main’ny afo

Nitrangana toe-javatra mampalahelo tao amin’ny Fokontany Amborompotsy, kaominina Talatamaty herinandro lasa izay. Tokantrano iray izay misy fianakaviana 7 samihafa no nirehitra ka Ramatoa lehibe

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Febroary 2022
Sosialy.Vokatry ny haratsian-dalana Vidian’ny sasany mora ny vokatry ny tantsaha

Tena mahatsiaro mijaly ireo tantsaha mpamokatra manoloana ny haratsian-dalana eto amintsika. An-kavitsiana mantsy sisa ireo mpanangom-bokatra tonga maka ny vokatr’izy ireo hany ka voatery hamidy mora izany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Febroary 2022
Sosialy.Fanohanan’ny Banky iraisam-pirenena Asa takalo 100 000Ar ho an’ny tokantrano 2700

Mamoaka vola ny Banky iraisam-pirenena eo anatrehan’ny antso avo sy fanambarana nataon’ny Fanjakana momba ny maha traboina an’i Madagasikara na “état de sinistre national”

Hamaky ny tohiny
FTT