• Talata 08 Febroary 2022
Sosialy.Lahatra Andriamahatsangy « Andao hanao fotodrafitrasa ilain’ny vahoaka maika »

Kianja Barea mitentina 77 tapitrisa dolara. Colisée 20 tapitrisa dolara. Teleferika 150 tapitrisa Euro. 6000 dolara na 24 tapitrisa ariary, izany hoe,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Febroary 2022
Sosialy.Dany Rakotoson “Natsikafon’i Batsirai ny tena fahantrantsika”

Tsy vao izao isika no nandalo rivodoza, hoy ny mpandinika raharaham-pirenena, Dany Rakotoson. Raha jerena fotsiny ny naha samihafa ny tamin’ny Geralda sy tamin’izao fandalovan’ny Batsirai,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Febroary 2022
Sosialy.Ankizin’ny akany nitsoaka Niala tany Ambohidratrimo, tany Carion vao hita

Zazalahy miisa telo samy tsy ampy taona nobeazina tao amin’ny akany fanabeazana ireo zaza nania ao Alakamisy Ambohidratrimo no tafatsoaka afak’omaly 01 febroary.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Febroary 2022
Sosialy.Antananarivo renivohitra Niakatra 30% ny hofantrano

Niakatra hatrany amin’ny 30% ny hofatrano eto an-drenivohitra nanomboka tamin’ity taona 2022 ity. Vao nigadona ny taona vaovao dia efa saika nandefa taratasy fampiomanana tany amin’ireo mpanofa tranony avokoa ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Febroary 2022
Sosialy.APIPA Mampitandrina sahady ireo mponin’ny faritra iva

Nandefa filazana mampitandrina sahady ny mponina mipetraka eny amin'ny faritra iva lalovan'ny renirano'Ikopa, Sisaony ary Mamba ny APIPA

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Febroary 2022
Sosialy.Ambohimangakely Misy fanariam-pako mampitaraina vahoaka

Misy ny antso fanairana noho ny tsy fanajàna ny fahadiovana sy ny tontolo iainan'ny mponina ao anatin'ny kaominina Ambohimangakely amin’izao fotoana izao

Hamaky ny tohiny
FTT