- Alatsinainy 28 Martsa 2022
Sosialy.Fikambanana Fief Mada “Fitsaboana tontolo iainana no atao fa maratra I Madagasikara”
Nahavita namboly zanakazo maherin'ny 2.500 isa tamin'ny toerana atao hoe Masiapapango, fokontany Ankadivola, Kaominina Ambohijanaka, Distrikan'Antsimondrano ny fikambanana Fief Mada, omaly alahady.
Hamaky ny tohiny
