- Talata 15 Febroary 2022
Sosialy.Kaominina Talatamaty Hohatsaraina ny fomba fitantanana ny tsena
Hohatsaraina ny fitantanana ny tsena eo anivon’ny kaominina Talatamaty, distrikan’Ambohidratrimo. Tonga nidina ifotony nijery ny zava-misy ny ben’ny tanana Atoa Elie Dominique omaly.
Hamaky ny tohiny
