Sosialy

Haintrano tao Andakabe, Morondava Fianakaviana telo trano no tsy manan-kialofana


  • Zoma 18 Martsa 2022

Nitrangana haintrano omaly tolakandro tao Andakabe, Morondava, faritra Menabe. Fianakaviana telo trano, ahitana olona miisa 20, no tsy manan-kialofana vokatr’izany, raha ny fampitam-baovao voaray.

Fifandiparana herinaratra na “court-circuit” no voalaza niavian’ny firehetana. Anisan’ny may tamin’izany ny fiangonana Miara-manompo, tokantrano iray niaraka tamin’ny entana, izay marihina fa tsy teo an-toerana ny tompon-trano. Saika may tanteraka koa ny biraon’ny fitantanam-bola na “finance” izay mifanila amin’ilay fiangonana raha tsy nisy ny tana-maron’ny mponina, hoy hatrany ny fampitam-baovao voaray.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

Hijery ny tohiny
FTT