• Alarobia 22 Martsa 2023
Sosialy.Mpanjinjara sy mpanangom-bokatra Tsy manaja ny zotra amin’ny lalam-barotra

Manao bemidina mampanara-dalàna ny mpivarotra ny minisiteran’ny varotra sy fanjifana na MICC hiadiana amin’ny fampakarana tsy ara-drariny ny vidim-bary,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Martsa 2023
Sosialy.Fiahiana sosialy eto Madagasikara Tsy mahaliana firy ireo mpiasa latsaky ny 40 taona

Tsy mbola fantratry ny mpiasa ny vokatsoa azo avy amin’ny fiahiana ara-tsosialy, hoy ny solontena malagasy nahazo ny laharana faharoa nandritry ny fifaninanana afrikanina mikasika izany nokarakarain’ny CIPRES

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Martsa 2023
Sosialy.Lalaina Razafindralambo - MCI « Tsy ekena intsony ny fanaovana tohatra fiakarana ny vahoaka »

Eo anilan’ny vahoaka hatrany ny mpiaro ny zon’ny mpanjifa, hoy ny avy eo anivon’ny Hetsi-panoherana ny fidangan’ny vidim-piainana na MCI.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Martsa 2023
Sosialy.Noho ny tsy fanjarian-tsakafo Very 3 384 miliara Ar isan-taona i Madagasikara

Very hatrany amin’ny 3 384 miliara Ar isan-taona i Madagasikara noho ny tsy fanjarian-tsakafo, ary mipetraka ho firenena faha-10 maneran-tany isan’ny tena iharan’ny tsy fanjarian-tsakafo mitarazoka, araka ny notaterin’ny fampahalalam-baovao iray.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Martsa 2023
Sosialy.Fitrandrahana volamena- reniranon’i Kamoro Teratany vahiny iray no nosamborina

Teratany vahiny iray no voatery nosamborina omaly tany amin’ny kaominina ambanivohitr’i Makoro, distrikan’i Maevatanana Faritra Betsiboka.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Martsa 2023
Sosialy.Vidim-bary eny an-tsena Atosika ho lasa 5000 Ariary ny kilao ?

3600 Ariary ankehitriny ny vidin’ny kilaon’ny vary eny an-tsena raha mora indrindra. Mikaikaika ireo mpanjifa, izay vao nanamarika ny andro iraisampirenena natokana ho azy, andro vitsy lasa izay.

Hamaky ny tohiny
FTT