• Talata 11 Aprily 2023
Sosialy.Fanararaotana andro fety Manafosafo ny 10.000 Ariary ny kilaon’ny tongolo

Raha efa nampivarahontsana ny nafitsok’ireo mpivarotra sasany eny an-tsena ny herinandro teo dia vao mainka

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Aprily 2023
Sosialy.Tongolo Tafakatra 7.000 Ar ny iray kilao eny an-tsena

Tsy misy entana izay tsy miaka-bidy intsony eny an-tsena amin’izao. Ankoatra ny vary izay tsy lazaina intsony ny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Aprily 2023
Sosialy.Ambohimanarina Tamin’ny taona 2020 no nisy Vatsy Tsinjo farany

Roa taona nifanesy izao izany hoe : efa telo taona amin’ity taona 2023 ity no fantatra fa tsy nisitraka vatsy tsinjo intsony ireo mponina tao Ambohimanarina, Boriborintany fahaenina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Aprily 2023
Sosialy.Antoko Fanorolahy Ny famokaram-bary ihany no vahaolana amin’ny fahasahiranana

Misedra olana tanteraka ireo mponina eto amintsika noho ny fidangan’ny vidim-bary. Efa mahatratra 1.100 Ar ny iray kapoaka amin’ny vary gasy amin’izao eny an-tsena raha 800 Ar ny mora indrindra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Aprily 2023
Sosialy.Akaiky ny fetin’ny paska Azo hatao tsara ny mividy entana mora nefa mahafinaritra

Betsaka ireo olona maniry fiainana miavaka kely sy mahafinaritra rehefa akaiky fety tahaka izao. Anisan’ireny ny fihainoana zava-maneno toy ny milina mandeha amin' ny herinaratra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Martsa 2023
Sosialy.Tantsaha ao Antanifotsy Mahatsiaro ho resy, 500 Ar monja ny paoma iray kilao

Mahatsiaro ho resy amin’ny asa fivelomany sy ny fihariany tanteraka ireo tantsaha mpamokatra ao anatin’ny distrikan’Antanifotsy.

Hamaky ny tohiny
FTT