• Alatsinainy 27 Martsa 2023
Sosialy.Fikambanana « JAMAIS MORT » Nanampy ny vahoaka tany Vangaindrano

Ho fifampiarahabana nahatratra ny taona vaovao 2023 dia nanatanteraka hetsika sosialy tany amin’ny distrikan’i Vangaindrano ny fikambanana Jamais Mort. Fitsinjarana

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Martsa 2023
Sosialy.Fikambanana misahana ny fifindra-monina Tonga eto ny Kandidan’ny Amerikanina

Mitsidika an’i Madagasikara ny Sekreteram-panjakana Lefitra Amerikana Michele J. Sison sy ny kandidan’i Etazonia

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Martsa 2023
Sosialy.Sosialim-bahoaka mikorosy fahana Hetsika be any Frantsa anio, aiza ho aiza ny Malagasy ?

Lasa lavitra ny fitakian’ny mpiasa any Frantsa eo anatrehan’ny fikitihana ny lalàna momba fisotroan-dronono natolotry ny governemantan’i Elisabeth Borne, miampy ny fanoherana ilay antsoina hoe:

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Martsa 2023
Sosialy.Fiompiana omby, akoho, famokarana ronono Miditra an-tsehatra ireo orinasa vahiny

Navoakan’ny filan-kevitry ny minisitra notanterahina omaly alarobia ny anaran’ireo orinasa tsy miankina 3 lehibe, hampiasa vola eo amin’ny sehatry ny fambolena sy ny fiompiana eto Madagasikara .

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Martsa 2023
Sosialy.Sata mifehy ny fiahiana sosialy Mety hivoaka amin’ity taona ity

Mila avaozina ny sata mifehy ny fiahiana ara-tsosialy eto Madagasikara, hoy ny minisitry ny asa sy fampanan’asa, Rivotiana Jean Bosco,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Martsa 2023
Sosialy.Kaominin’Alasora Mbola mila ezaka ny fanomezana rano ny mponina

Mbola mahatratra 16 tapitrisa hatreto ny isan’ireo Malagasy mbola tsy misitraka rano fisotro madio manerana ny Nosy.

Hamaky ny tohiny
FTT