• Alakamisy 16 Martsa 2023
Sosialy.Andraharo Atao fanadihadiana ilay orinasa mikasa hampiditra “robot”

Betsaka ny tsy ara-dalàna sy tsy ara-drariny iainan’ny mpiasa malagasy amin’ny ankapobeny eto Madagasikara, hoy ny avy eo anivon’ny Firaisamben’ny sendika malagasy revolisionera na FISEMARE.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Martsa 2023
Sosialy.Fanampin-tsakafo « Plumpy Sup » Tsy azo amidy intsony any Betroka, ahoana ny eto Antananarivo ?

Voarara ny fivarotana ilay fanampin-tsakafo « Plumpy nut » sy « Plumpy Sup » amin'ny endriny maro samihafa any amin’ny distrikan'i Betroka.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Martsa 2023
Sosialy.Fanomezana mampiady hevitra Nogiazana tao amin’ny ladoany dia izao vao napoitra ?

Niteraka adihevitra ilay fanomezana avy amin’ny Samaritan’s purse, niainga avy amin’ny firenena maro toy ny avy any Amerika, izay matetika any am-piangonana no izarana azy, ary ao anatin’ny fotoanan’ny noely.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Martsa 2023
Sosialy.Trano fisakafoanana mahandro varika Raikitra ny fanaraha-maso ao Maroantsetra

Misokatra ny fanadihadiana sy ny fanaraha-maso mikasika ireo trano fisakafoanana voalaza fa mahandro varika any amin’ny distrikan’i Maroantsetra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Martsa 2023
Sosialy.Faharendrehan-dakana tao Ankazomborona Manameloka fanondranana olona ny OIM

Manoloana ny trangana faharendrehan-dakana haingam-pandeha tao Ankazomborona farany teo dia naneho ny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Martsa 2023
Sosialy.Distrikan’i Farafangana Tokantrano 826 isa nisitraka sakafo maimaimpoana

Tokantrano miisa 826 ahitana zaza latsaky ny 05 taona sy vehivavy bevohoka tsy ampy sakafo ary vehivavy

Hamaky ny tohiny
FTT