Sosialy

Fifanakalozana ara-bola Miala any indray ny « Pop MVola »


  • Talata 30 Mey 2023

Notokanana tetsy amin’ny Galaxy Andraharo ny faran’ny herinandro teo ny atao hoe Pop MVola.

Izy io, raha ny fanazavana, dia sampan-draharaha mikirakira vola ahafahan’ireo mpanjifa, olon-tsotra, orinasa sy ny maro manao ireo fifanakalozana ara-bola mahazatra azy rehefa mampiasa ilay tolotra mahazatra hoe MVola. Toerana natao handraisana ny fitarainan’ireo mpanjifa sy hanomezana vahaolana ho azy ireo ihany koa ity toerana ity, hoy ny tomponandraikitry ny serasera, Liana Ramiandrisoa. Hatramin’ny taona 2021 ny MVola no efa banky dizitaly ary izao tetikasa izao dia kasaina ho aparitaka manerana ny nosy, indrindra, ireo faritra be mponina ho fanatonana kokoa ireo mpanjifa, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT