• Alatsinainy 20 Martsa 2023
Sosialy.Misintona lakolosy ny FISEMARE Avoahay ny lalàna momba ny fifehezana ny “robotisation”

Taorian’ny fizaran’izy ireo izay voatsirambin’ny tanany ho an’ireo mponina eny Anjanahary, izay misy ny foibeny, dia niresaka ny tohin’ny fanadihadiany momba ny fampidirana olom-by na “robotisation”

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Martsa 2023
Sosialy.Tantelin’i Boeny Vokarina ho tsara kalitao sy afaka hifaninana eny an-tsena

Mahatratra 27.520 litatra isan-taona ny vokatra tantely any amin’ny faritra Boeny. Manodidina ny 2000 ireo tranon-tantely maoderina ary 351 ny mpiompy tantely matihanina any amin’ny distrikan’i Mahajanga II,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Martsa 2023
Sosialy.Fambolena sy fahavitan-tena ara-tsakafo Nanome fitaovana mitentina 7,5 tapitrisa dolara i Japon

Nanolotra fitaovana hoenti-mamokatra samihafa ahitana “engin” sy fitaovam-pamokarana mitentina 7 536 723 dolara ho an’ny Fanjakana Malagasy ny firenena Japoney.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Martsa 2023
Sosialy.Fambolena, angovo, indostria,… Naneho fahavonona ara-piaraha-miasa ny BAD

Tonga nihaona tamin’ny Filoham-pirenena am-perin’asa Andry Rajoelina teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha ny delegasion'ny Banky Afrikana ho an’ny Fampandrosoana (BAD) omaly 16 martsa.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Martsa 2023
Sosialy.Mitaraina ireo mpivarotra Mihena be ny fanjifan’ny olona vary

Mihena be mihitsy ny fanjifan’ny olona vary eny an-tsena eny amin’izao fotoana. Tsy mahalany vary iray gony intsony ny mpivarotra iray ao anatin’ny herinandro,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Martsa 2023
Sosialy.Andrebakely Amparafaravola Olona 18 no voapoizin’ny maionezy

Olona miisa 18 no fantatra fa voapoizin’ny maionezy tany amin’ny kaominina ambanivohitra Andrebakely, distrikan’Amparafavola, Faritra Alaotra Mangoro afak’omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT