- Alatsinainy 11 Novambra 2019
Politique.Hery Rajaonarimampianina « Halaviro ny herisetra sy fampihorohoroana ary fifanenjehana »
Tsy tonga nanotrona ny zaikaben’ny antoko HVM, ny sabotsy lasa teo, ny filoham-boninahitra ity antoko ity dia ny filoha teo aloha, Hery Rajaonarimampianina, saingy nitondra hafatra manoloana ny fiainam-pirenena.
Hamaky ny tohiny
