• Alakamisy 07 Novambra 2019
Politique.Antoko Kintana sy CRN Manohana an’i Rina Randriamasinoro

Tsy maintsy mandray fanapahan-kevitra sy manao izao fanambarana izao manoloana ny toe-draharaham-pirenena ny eto anivon’ny antoko Kintana sy ny CRN na komitin’ny fampihavanam-pirenena tarihin’ny filohany,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Novambra 2019
Politique.Fampielezan-kevitra Maro ireo tabilao mbola banga

Miditra amin’ny andro fahatelo ny fampielezan-kevitra amin’ny fifidianana Ben’ny tanàna sy mpanolotsain’ny tanàna, izay hatao amin’ny 27 novambra 2019.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Novambra 2019
Politique.Lalaina Rabezanahary “Efa mialoha ny kandida Rina ny fandresena!”

Gasy Ray, gasy Reny ny kandidantsika, hoy ny kandida ho mpanolontsain’ny tananan’Antananarivo atolotry ny antoko politika Tiako I Madagasikara,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Novambra 2019
Politique.Pasitera Nestor Razafindramanitra « Aoka tsy hifandranitra sy hifanao antsojay »

Ao anatin’ny vanim-potoan’ny fampielezan-kevitra isika izao ary mbola manana 20 andro latsaka ireo kandidà mpifaninana ben’ny tanàna,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Novambra 2019
Politique.Andry Rajoelina Manezaka mafy sao voasongona…

Fidinana tampoka tokoa ve sa zavatra efa voaomana fa dia tonga teny Ambodirano Ampefiloha,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Novambra 2019
Politique.« Teny ierana hanompo vahoaka » Ny 88%-n’ireo kandida kaominaly no efa nanasonia

Ny fifidianana dia raharahan’ny vahoaka malagasy ary tokony hisy tomponandraikitra mivantana mikirakira azy.

Hamaky ny tohiny
FTT