• Talata 12 Novambra 2019
Politique.Fanotana ireo bileta tokana Ho vita anio 12 novambra

Ho vita tanteraka anio 12 novambra ny fanotana ireo bileta tokana ilaina sy ampiasaina amin’ny fifidianana ben’ny tanàna sy ny mpanolotsaina izay atao ny 27 novambra ho avy izao,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Novambra 2019
Politique.Boriborintany voalohany Saika HVM sy TIM avokoa ireo sefo fokontany nesorina

Sefo fokontany miisa 13 amin’ireo fokontany miisa 44 mandrafitra ny boriborintany voalohany eto Antananarivo Renivohitra no nesorina sy nosoloina tamin’ny toerany ny herinandro teo, raha ny fampitam-baovao voaray.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Novambra 2019
Politique.Andry Rajoelina Tsy arakaraky ny kabary ny asa…

Mihazakazaka amin’ny fampanantenana hatrany ny filoha Andry Rajoelina, saingy tsy arakarak’izay ny zava-misy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Novambra 2019
Politique.Dede Ankadimanga “Hatao Mangarahara ny fitantanana »

Anisan`ireo kandidà ben`ny tanàna tohanan`ny antoko Tia Tanindrazana Rakotondrafara Jean De Dieu na “Dede”, mitondra ny lah. faha-06 ao amin`ny kaominina Ankadimanga.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Novambra 2019
Politique.Kaominina Anosizato andrefana Asa maro no ho vita rehefa tsara tantana ny vola

Tena nihoapampana ny famoaham-bola teny anivon’ny kaominina Anosizato Andrefana tamin’ny fotoan’androny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Novambra 2019
Politique.Politika Hijoro ho mpanohitra ny HVM

« Antoko velona, miaina ary vonona ny hisehatra amin’ny fiainam-pirenena ny antoko HVM ».

Hamaky ny tohiny
FTT