- Alarobia 13 Novambra 2019
Politique.Rina Randriamasinoro « Manana ny vahoaka isika…»
Mihohy ny fampielezan-kevitra ataon’ny Kandida Atolotry ny Antoko TIM eto Antananarivo Renivohitra Rina Randriamasinoro.
Hamaky ny tohinyMihohy ny fampielezan-kevitra ataon’ny Kandida Atolotry ny Antoko TIM eto Antananarivo Renivohitra Rina Randriamasinoro.
Hamaky ny tohinyMbola mipetraka adihevitra taorian’ny fanendrena ny governoram-paritra ny fanapahan-kevitra noraisin’ny filohan’ny repoblika
Hamaky ny tohinyNisokatra indray ny fanadihadiana mahakasika ireo tompon’andraiki-panjakana ambony nandritra ny fitondrana teo aloha izay voarohirohy amin’ny fanodinkodinam-bolam-panjakana. Minisitra telo no voasaringotra amin’izany.
Hamaky ny tohinyTaorian`ny fanapahan-kevitra noraisin`ny fanjakana momba ny raharaha Fanirisoa Ernaivo, dia naheho ny tsy fahafaliany ireo mpanara-dia azy.
Hamaky ny tohinyNitory any amin’ny fitsarana misahana ny ady amin’ny fanjakana ao Toamasina mba hanintsanana ny kandida laharana faha-4 Randrianasolo José Clément, izay atolotry ny IRD ao amin’ny kaominina Ambanivohitr’i Brickaville ny kandida laharana faharoa Randriatovoniaina Aristide.
Hamaky ny tohinyTsy mba misora-tena toa voatango na midera tena toa papelika ny kandida Herinaivo Ravaojanahary, raha eo amin’ny lafiny asa fampandrosoana ny tanàna no resahina.
Hamaky ny tohiny