- Zoma 08 Novambra 2019
Politique.Fitsinjaram-pahefana “Ilay maha olona no sakana”
Fitaovana politika sy fitaovana entina manao fampielezan-kevitra ny fitsinjaram-pahefana na dia voafaritra ao anaty lalàmpanorenana satria ny antsika Malagasy dia mifanohitra amin’ny zava-misy any ivelany.
Hamaky ny tohiny
