- Alakamisy 14 Novambra 2019
Politique.Firaisamonim-pirenena “Tsy manisy lanja ny fifidianana mpanolotsaina”, hoy ny KMF-Cnoe
Mbola vitsy amin`ireo olom-pirenena Malagasy no mahafantatra fa hisy fifidianana amin`ny 27 novambra izao.
Hamaky ny tohinyMbola vitsy amin`ireo olom-pirenena Malagasy no mahafantatra fa hisy fifidianana amin`ny 27 novambra izao.
Hamaky ny tohinyAiza no toa mangingina tsy andresam-peo firy ny praiminisitra Ntsay Christian amin’izao fotoana izao ?
Hamaky ny tohinyEo ny fifidianana fa eo koa ny sosialim-bahoaka, hoy ry zareo avy eo anivon’ny fikambanana Vondron’Olon-Tsotra, raha naneho hevitra momba ny raharaham-pirenena omaly.
Hamaky ny tohinyTao amin’ny onjam-peo tsy miankina tantanany no nilazan’ny solombavambahoakan’i Madagasikara Fidele Razarapiera voafidy tao ao amin’ny distrikan’Ambatondrazaka,
Hamaky ny tohinyDistrika 101 amin’ireo 119 manerana ny nosy no nahavitana ny fanotana biletà tokana izay fiaraha-miasa amin’ny tranoprintim-pirenena ho amin’ny fifidianana kaominaly sy mpanolotsaina.
Hamaky ny tohinyAo anatin’ny herinandro faharoa ny fanaovana fampielezan-kevitra ho an’ireo kandidà ben’ny tanàna sy mpanolotsain’ny tanàna.
Hamaky ny tohiny