• Zoma 15 Novambra 2019
Politique.Fananganana tanàna vaovao Azo atao tsara any amin’ny RN1

Raha tsy maintsy hanao tanàna vaovao ihany, andao apetraka ny fotodrafitrasa mifanandrify amin` izany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Novambra 2019
Politique.Tetikasa Tanà-masoandro Manomboka milavo lefona Rajoelina…

Napetraka omaly ny vatofototry Akademiam-pirenena ho an’ny Kolontsaina sy ny zava-kanto Malagasy na ny ANAC (Academie Nationale des Arts et de la Culture)

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Novambra 2019
Politique.Delegasionina hiady ny “Iles Eparses” “Olona mahavita no ilaina hiady hevitra”

Ny lapan`Andafiavaratra no handray ny fifampidinihana ho amin`ny alatsianiny 18 novambra izao miaraka amin’ny solontenan’ny fitondrana frantsay ny mikasika ireo Nosy Malagasy (Iles éparses) aty

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Novambra 2019
Politique.Maka Alphonse - filohan’ny CFM “Aoka ny fitsarana tsy hatao fitaovana politika”

Sesilany tato ho ato ny tompon’andraiki-panjakana voarohirohy amina fanodinkodinana volam-bahoaka. Hentitra i Maka Alphonse,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Novambra 2019
Politique.Vovonana AVM 21 « Mila tanora mavitrika i Antananarivo »

Nanao fanambarana miaraka tetsy amin’ny Hotely Manga etsy 67ha omaly ny solontenana fikambanana maro mivondrona ao anatin’ny vovonana antsoina hoe AVM 21

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Novambra 2019
Politique.Kandida ben'ny tanàna ao Brickaville Efa foana ny fanamelohana ahy, hoy i José Clément Randrianasolo

Tsy marina ny filazana fa meloka ny tenako satria efa foana tsy manan-kery intsony ny didy N° CATO -165-CO/18 ny 07 martsa 2018 satria efa misy didim-pitsarana manafoana azy io dia ny laharana faha CATO-835-CO/18, nivoaka tamin’ny 18 jolay 2018,

Hamaky ny tohiny
FTT