• Zoma 22 Novambra 2019
Politique.Rajaonarisoa Maholy “Mahatoky ny vadiko hampandroso an’Antananarivo aho”

Manana anjara toerana lehibe eo amin’ny fiainana mpitantana, mpanao politika, tompon’andraikitra ambony, manampahefana ny vady andefimandriny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Novambra 2019
Politique.Fandikan-dalàna amin’ny propagandy Jamba ,moana , marenina ny CENI

Ny lalàna fehizoro 2018-008 tamin’ ny 11 mey 2018 sy ny tovana amin’ izany no mamaritra ny lalàna mifehy ny fitantanana ankapobeany ny fifidianana ben’ ny tanàna sy mpanolontsaina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Novambra 2019
Politique.Arlette Ramaroson “Tsy manana porofo hitazonana ireo nosy Eparsa i Frantsa”

Rehefa nohalalinina sy nodinihina ary nofakafakaina dia voaporofo fa tsy manana porofo hitazonana ireo nosy Eparsa ireo ny firenena Frantsay, hoy i Arlette Ramaroson, mpahay lalàna iraisam-pirenena, ka tokony hanararaotra hitaky ny hamerenana izany isika malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Novambra 2019
Politique.Leo krizy ny vahoaka Misesy ny fandorana biraom-panjakana

Nodoran’ny andian’olona ka kila forehitra ny Kaomisarian’ny polisy ao Sainte Marie.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Novambra 2019
Politique.Kandida Jimmy Randriantsoa « Aoka tsy hifampihantsy ! »

Manohy ny fampielezankeviny toy ny kandida ho ben’ny tanàna namana hafa rehetra ny laharana faha-7 ao anaty bileta tokana

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Novambra 2019
Politique.Elias Ralaiarimanana « Havitrika ny mpifidy amin’ity ! »

Lesoka eto amin’ny tany sy ny firenena ny tsy fampiharana lalàna, hoy ny kandida ho ben’ny tanàna eto Antananarivo, Elias Ralaiarimanana.

Hamaky ny tohiny
FTT