• Talata 26 Novambra 2019
Politique.Solombavambahoaka Tokony hiala rehefa tsy hiasa…

Ao anatin’ny fivoriana ara-potoana ny eo anivon’ny Antenimieram-pirenena ankehitriny. Betsaka ny zavatra andrasana amin’izy ireo toy ny fandaniana ny LFI 2020, fandrafetana ireo mpikambana eo anivon’ny HCJ…

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Novambra 2019
Politique.Andry Rajoelina Tsy mila an’i Rina ho ben’ny tanàna ?

Nifantoka betsaka tamin’ny propagandy an-kolaka hoenti-mandresy lahatra ny vahoakan’Antananarivo hisafidy ny kandidam-panjakana ny votoatin’ny fandaharan’ny filoha Rajoelina tamin’ny fahitalavi-panjakana omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Novambra 2019
Politique.Mba handresena ny hala-bato Hefao ny adidy, mandehana mifidy …

Miantoka ny ho avy politikan’ny firenena ny fifidianana izay hotanterahina rahampitso alarobia 27 novambra. Fifidianana miisa roa izay no efa notanterahina teto, dia ny nifidianana filoham-pirenena sy solombavambahoaka.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Novambra 2019
Politique.Kaominina Antsirabe I Nametrahana PDS

Notendrena ho filohan'ny delegasiona manokana (PDS) vaovao ao amin’ny kaominina Antsirabe Ranivomboahangy Lalanirina Emmanueline.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Novambra 2019
Politique.Fanenjehana olom-panjakana ambony Ny lalàna no mbola mananosarotra

Tamin’ ny volana jona 2018 no nanao fianianana ireo mpikambana eo anivon’ ny Fitsarana avo (Haute cour de justice) saingy tapitra tamin’ny 05 febroary 2019 ny fe-potoam-piasana ireo depiote nandrafitra izany ka miandry indray ireo mpikambana vaovao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Novambra 2019
Politique.Fiara raitra lasa resabe An’olon-kafa sa an’ny Filoha ?

Niteraka resabe tany anaty tambajotran-tserasera ny fiara raitra dia raitra marika Range Rover nitondra ny filoham-pirenena tany Toamasina ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
FTT