- Zoma 22 Novambra 2019
Politique.Fanatanterahana fifidianana Nanolotra 216 000 dolara ny Norvezianina
Naneho ofisialy ny tosikara ara-pifidianana andiany fahadimy ho an’ny kitapom-bola SACEM (Soutien Au Cycle Electoral de Madagascar)
Hamaky ny tohinyNaneho ofisialy ny tosikara ara-pifidianana andiany fahadimy ho an’ny kitapom-bola SACEM (Soutien Au Cycle Electoral de Madagascar)
Hamaky ny tohinyTonga hatrany an-tsekoly ny kandida Rasoamiaramanana Godfrin IRK ao Ivato no manao propagandy.
Hamaky ny tohiny6 andro tsy hirosoana amin`ny latsa-bato amin`ny fifidianana ben`ny tanàna sy mpanolotsaina eto Madagasikara dia tsy mbola tonga eny
Hamaky ny tohinyAndro vitsy sisa dia hifarana tanteraka ny fampielezan-kevitra amin’ny fifidianana ben’ny tanàna.
Hamaky ny tohinyNampiaka-peo manoloana ny zava-misy eto Madagasikara tetsy amin’ny Bon Accueil Ambatonakanga omaly ny avy eo anivon’ny Vondron’olon-tsotra na VOT tarihin’ny filohany, Sarah Zoé.
Hamaky ny tohinyToa tena miha halan'ny olona ny Talen'ny seraseran’ny Fiadidian’ny Repoblika Rtoa Rinah Rakotomanga. Masiaka firesaka any anaty facebook. Indraindray mifamaly aman'olona mihitsy. Efa toetra ve sa izay mihitsy ilay endrika serasera atao ?
Hamaky ny tohiny