- Alatsinainy 25 Novambra 2019
Politique.Kaominin’Andriambilany, distrikan’i Vakinankaratra Hatao filamatry ny fihavanana
6.000 isa mahery ireo kandida ben’ny tanàna ary 5.000 eo ny mpanolotsaina amin’izao fifidianana izao,
Hamaky ny tohiny6.000 isa mahery ireo kandida ben’ny tanàna ary 5.000 eo ny mpanolotsaina amin’izao fifidianana izao,
Hamaky ny tohinyManomboka voarain'ny mponin'Andoharanofotsy ireo foto-kevitra 3 lehibe ijoroan'ny Tia Tanindrazana dia Fanabeazana, fitsinjaram-pahefana ary teknolojia.
Hamaky ny tohinyManana anjara toerana manokana amin'ny politika sy ny tantaram-pirenena foana ny ben'ny tanànan’Antananarivo Renivohitra. Sokajiana ho manana toerana goavana ara-politika izay ho lany eo.
Hamaky ny tohinyMila olona afaka miara-miasa amiko aho amin’ny fampandrosoana, hoy ny filoham-pirenena Andry Rajoelina nandritra ny fitokanana ny kianja ao Barikadimy omaly.
Hamaky ny tohinyNy sabotsy teo no faradoboka niarahan’ny kandidà Gasy N°3 ao anaty bileta tokana, niarahana tamin’ny vahoakan’Andoharanofotsy.
Hamaky ny tohinyEfa azo antoka ny isam-bato 85 % ho an’ny kandida Rado Ramparaoelina, mpifaninana ho Ben’ny tanàna ao anatin’ny kaominina Ampitatafika.
Hamaky ny tohiny