• Alarobia 20 Novambra 2019
Politique.Antoko Teza « Hain’ny frantsay ny mody mamerina ny Iles Eparses »

Tsy mieritreritra ny fitondrana ankehitriny ho maherifon’ny firenena ny antoko Teza, hoy ny filohany, Jean Louis Rakotoamboa,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Novambra 2019
Politique.Fampielezan-kevitra Tsy dia mampiraika ny Malagasy intsony

Tsy dia nalaza ny fampielezan-kevitra. Mitabataba ny mpanao propagandy mandalo kanefa mipitrapitra fotsiny ny olona.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Novambra 2019
Politique.Firenena Tatsinanana Mila mazava tsara ny fiaraha-miasa

Manamafy ny fiaraha-miasa amin’i Sina sy Rosia i Madagasikara. Sina dia efa ela no nisandrahaka maneran-tany, indrindra taty Afrika.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Novambra 2019
Politique.Hafahafa ny resaka “Iles Eparses” Niala an-daharana ny Pr Raymond Ranjeva

Tsy hita tao anatin’ny sary iombonana (photo de famille) taorian’ilay dinika nifanaovana teny Andafiavaratra momba ny raharaha Nosy Malagasy nobodoin’ny Frantsay ny Profesora Ranjeva Raymond,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Novambra 2019
Politique.Constant Raveloson “Alaivo aloha ny hevitr’ireo filoha teo aloha…”

Firaisankina izao no ilaina, hoy ny filohan'ny Repoblilka. Tsapany izany fa tsy fananany irery akory i Madagasikara, hoy Atoa Constant Raveloson.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Novambra 2019
Politique.Radanoara Julien “Mila mitokona manoloana ny masoivoho Frantsay…”

Vita ny fihaonana voalohany teo amin’ny vaomiera roa tonta misahana ny famerenana ireo nosy « Eparses ».

Hamaky ny tohiny
FTT