Politique

Elias Ralaiarimanana « Havitrika ny mpifidy amin’ity ! »


  • Zoma 22 Novambra 2019

Lesoka eto amin’ny tany sy ny firenena ny tsy fampiharana lalàna, hoy ny kandida ho ben’ny tanàna eto Antananarivo, Elias Ralaiarimanana.

 

 

Ny 75%-n’ireo olona mpifidy eto Antananarivo dia tsy tia an’ireo mpivarotra amoron-dalana ireo ary ny antony tsy nifidianan’izy ireo dia izay fahatsapana tsy fampiharana lalàna izay. « Trottoir” ho an’ny mpandeha an-tongotra. Arabe sy « Parking » ho an’ny fiara. Izay no ezahako haverina, hoy izy, ary antony nanovanay stratejia hanao “Porte à porte”. Havitrika ny mpifidy amin’ity, hoy ny tenany.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT