• Alarobia 08 Jolay 2020
Politique.Ady amin` ny kolikoly Mitohy ny fanentanana ataon` ny BIANCO

Niroso tamin` ny fanentanana ny mponina any Soalala ny Birao mahaleotena misahana ny ady amin`ny kolikoly (BIANCO) sampana Mahajanga. Nitondra fanazavana ny paikady vaovao iadivana amin` ny kolikoly ny BIANCO.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Jolay 2020
Politique.Marc Ravalomanana “Tsy voafehy ny valanaretina, hafenina ny marina”

Nivoaka tamin’ny fahanginany sy naneho ny heviny indray momba ny zava-misy eto amin’ny firenena indrindra fa ny fitantanana ny ady amin’ny Covid 19 ny filoha teo aloha

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Jolay 2020
Politique.Antenimieram-pirenena Misy depiote voan’ny Coronavirus

Miaka-dapa eny amin’ny Antenimieram-pirenena ny valanaretina Covid-19 ary efa misy solombavambahoaka voa.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Jolay 2020
Politique.HCJ Feno ny fepetra hiasany…

Ny Solombavambahoaka Tsabotokay Honoré, voafidy tao Vohipeno, no lany ho filohan'ny Vaomiera manokana misahana ny fiampangana manoloana ny Fitsarana Avo (HCJ), omaly teny amin'ny CCI Ivato.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Jolay 2020
Politique.Famerenana ireo nosy manodidina Tsy afa-manapaka irery ny filoha Macron

Sarotra ny fandidiana momba ny famerenana ireo nosy manodidina an’i Madagasikara amin’ny Malagasy rehefa alalinina ny lalampanorenana frantsay sy ny toeran’ny filoham-pirenena frantsay, Emmanuel Macron, ao anatin’ilay toe-draharaha.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Jolay 2020
Politique.Raharaha Fidèle Razara Pierre Lasa mampifanolana ny samy olon’ny Filoha

Tsy atao fialokalofana ny maha olom-boafidy ary tsy natao hanafenana ny hadalana ny fitantanan-draharaham-panjakana, ka hitadiavana ny irika rehetra hamorehana ny fitondrana mahefa ao anatin’ny fahefana mpanatanteraka,

Hamaky ny tohiny
FTT