- Alarobia 01 Jolay 2020
Politique.Antenimierandoholona Mitaky 7 miliara ariary hanampiana ny tetibolany
Lany nasiam-panitsiana teny anivon’ny Antenimieran-doholona ny volavolan-dalàna mifehy ny tetibolam-panjakana 2020.
Hamaky ny tohinyLany nasiam-panitsiana teny anivon’ny Antenimieran-doholona ny volavolan-dalàna mifehy ny tetibolam-panjakana 2020.
Hamaky ny tohinyTranga telo no voamariky ny maro tamin’ny fiseho sy fihetsik’i Naina Andriantsitohaina, Ben’ny tanànan’Antananarivo renivohitra nanodidina ny fankalazana ny tsingerintaona faha-60 niverenan’ny fahaleovantenan’i Madagasikara.
Hamaky ny tohinyNotanterahina omaly teny amin` ny CC Ivato ny fifidianana izay ho solontenan’ ny Antenimieram-pirenena eo anivon’ny vaomieram-pirenena misahana ny fifidianana (CENI) ireo solombavambahoaka. Kandidà dimy no nifanandrina ka nandritra izany no nahavoafidy an’i Benaivo Andrianaly Narcisse
Hamaky ny tohinyTafiditra ao anatin’ny lahadiniky ny Antenimieram-pirenena amin’izao fivoriana ara-potoana izao ny fifidianana izay hisolo ny toerana banga ao amin’ny Vaomiera mahaleotena misahana ny fifidianana (CENI).
Hamaky ny tohinyFotoana mety ho an’ny Malagasy izao hitakiana ireo Nosintsika giazan’ny Frantsay hoy ny filohan’ny Association Nosy Malagasy Arlette Ramaroson omaly raha nitafa tamin’ny mpanao gazety izy.
Hamaky ny tohiny“Matoa manohana an` i Madagasikara ny vondrona SADC dia misy firaisan-tsaina eo amin` ny samy Malagasy” hoy Ndremitsara Tarzan, mpahay toekarena.
Hamaky ny tohiny