• Zoma 10 Jolay 2020
Politique.Fetim-pirenena Frantsay Tsy hisy ny lanonana samihafa

Noho ny fihanaky ny aretina covid-19 maneran-tany dia mbola maro ireo firenena no mandrara ny famoriam-bahoaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Jolay 2020
Politique.Alain Andriamiseza “Tsy mino ny mpitondra intsony ny vahoaka”

Tsy nazava ny politika napetraky ny fitondram-panjakana hitantanana ity aretina ity matoa misy fiverenana amin’ny fihibohana efa ho tanteraka indray, hoy ny mpanao politika, Alain Andriamiseza.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Jolay 2020
Politique.Yang Xiarong – Masoivoho Sinoa « Tsy hitsabaka amin’ny raharaha tokantranonareo izahay »

Namarana ny iraka nampanaovina azy ny Masoivohon’ny Repôblika entim-bahoakan'i Sina eto Madagasikara, Ramatoa Yang Xiarong rehefa niasa teto nandritra ny efa-taona.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Jolay 2020
Politique.Tranokalan’ny antenimieram-pirenena Misy diso ny mombamomba ny depiote sasany

Lasa fanina ny mpanara-baovao sy ny mpikirakira vaovao raha nikaroka ny mombamomba ny depiote nodimandry,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Jolay 2020
Politique.Benaivo Andrianaly Narcisse Miandry ny didim-panjakana fanendrena azy ho mambran’ny CENI

Vita ny adidin’ireo solombavambahoaka nifidy izay ho solontenan’ny Antenimieram-pirenena eo anivon’ny Vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana na CENI.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Jolay 2020
Politique.Rodin Rakotomanjato « Asa fa tsy balarora no andrasan’ny vahoaka »

Tonga nanampy sy nitondra ny anjara birikiny amin'ny fanamboarana ny tetezana tapaka eo amin'ny kaominina Antambolo, distrikan’Arivonimamo, ny depiote voafidy tao an-toerana, Rodin Rakotomanjato.

Hamaky ny tohiny
FTT