Politique

Faniry Razafimanantany Miantso ny vahoaka ho tonga saina


  • Alatsinainy 24 Aogositra 2020

Matoa izahay mijoro dia manohitra ny zavatra tsy mety ataon’ny fanjakana, hoy ny sekretera jeneralin’ny Vovonana Malagasy manarina firenena na VMMF, Faniry Razafimanantany.

 

 

 

Raha misy ny mety dia anjarany sy adidiny izay fa raha ny zava-misy hita hatreto aloha dia betsaka noho ny mety ny tsy mety ataon’ny fitondrana. Ny tsy mety no marobe nataon’io fanjakana io nandritr’izay herintaona sy tapany izay. Izany rehetra izany no hiantsoanay ny vahoaka ho tonga saina sy hieritreritra lalina. Hiantsoanay ihany koa ireo rehetra mahatsapa fa tsy mety izao zava-misy izao ho ao anatin’ny tontolon’ny fanoherana mba hanana fomba fijery sy andraikitra hitoviana. Tsy azo avela amin’izao fotsiny ny firenena satria raha efa toy izao ny fahapotehany dia inona no mbola ho lovain’ny taranaka, hoy hatrany izy ?

 J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT