- Alakamisy 02 Jolay 2020
Politique.Governemanta Minisitra vavy iray voatery mihiboka
Mihanaka ny tsimok’aretina covid-19. Efa tonga eny anivon’ny biraom-panjakana sy ministera eny amin’izao fotoana izao.
Hamaky ny tohinyMihanaka ny tsimok’aretina covid-19. Efa tonga eny anivon’ny biraom-panjakana sy ministera eny amin’izao fotoana izao.
Hamaky ny tohinyMisy zavatra diso tsy mifanaraka amin’ny tantara, ka aleo hitsiana dieny mbola velona aho, hoy ny Amiraly izay nanazava zavatra maro tamin’ny fandarahana nataony tamina fahitalavitra iray omaly alina. Isan’izany ny nilazany fa tsy nanana olana tamin’ny Kolonely Ratsimandrava, ary efa izy no noresahina voalohany handray ny fahefana saingy nolaviny.
Hamaky ny tohinyArotava fanasa miisa 10.000 no natolotry ny AIMF na ny fikambanana iraisam-pirenen’ireo ben’ny tanana amin’ny firenena miteny frantsay ho an’ny kaominin’I Toamasina omaly.
Hamaky ny tohinyNisy omaly ny filankevitry ny minisitra tamin’ny alalan’ny “visio conférence”. Ara-toekarena, dia nohamafisina ny fanalavana ny fandoavan-ketra ho an’ny sehatra afakaba, ny fizahantany,… T
Hamaky ny tohinyFandaharam-potoana tafiditra teo amin` ny Antenimieram-pirenena ny fametrahana solontenan` izy ireo eo amin` ny Fitsarana ambony (HCJ). In-droa nahemotra moa ny fananganana ny vaomiera misahana ny fampianganana eny amin`ny HCJ.
Hamaky ny tohiny« Ekena sy tsapa ary ankasitrahina ny ezaka goavana ataon’ny fitondram-panjakana amin’ny fitadiavana vahaolana hifehezana ny fiparitahan’ny tsimokaretina coronavirus », hoy ny birao nasionalin’ny VOIFIRAISANA/PFNOSCM manoloana fiainam-pirenena.
Hamaky ny tohiny