• Alarobia 15 Jolay 2020
Politique.Nosy Manodidina “Fifampiresahana ihany no ahitana vahaolana iombonana”

Mbola resabe eo anivon` ny fiarahamonina sy eo anivon` izao tontolo izao ny resaka Nosy Manodidina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Jolay 2020
Politique.Serge Zafimahova “Akaiky ny fipoahana ara-tsosialy”

Olana be rehefa mihiboka na ekena aza fa misy ny aretina. Tokony hisy fandinihina ara-stratejika bebe kokoa ataon’ny mpitondra fa efa tsy tafavoaka intsony ilay izy satria efa miha manakaiky foana ny fipoahana ara-tsosialy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Jolay 2020
Politique.Antenimierandoholona 11 volana, tsy voatendry ny solon’i Mbade Jeannine

63 ny isan’ireo Loholona mandrafitra ny Antenimierandoholona, izay andrimpanjakana faharoa eto amin’ny tanin’ny Repoblikan’i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Jolay 2020
Politique.Tsy fanarahana ny toromarika Mila mandini-tena ny mpitondra fanjakana

Tao anatin’ny 3 andro niverenan’ny fihibohana tapak’andro izao no nahitana fa sarotra ho an’ny olom-pirenena ny tsy hifanaretsaka amin’ireo toerana fitadiavany isan’andro. Isotry, 67ha, Ambanidia,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Jolay 2020
Politique.Hemerson Andrianetrazafy –mpahay tantara “Marefo sy tsy tsara faka ny demokrasia eto”

Rehefa tsy eo amin’ny fitondrana ireo nitondra taloha vao mody misaina, hoy ny mpahay tantara, Hemerson Andrianetrazafy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Jolay 2020
Politique.Fanadihadian’ny fahitalavitra Ivorianina “Henatra ho an’i Afrika i Andry Rajoelina”

Nanao fanadihadiana sy fakan-kevitra tamin’ny mponina any aminy mahakasika ny tambavy Covid-Organics na CVO ny fahitalavitra Ivorianina NTV. Hita izao fa tsy mahomby io fanefitra io,

Hamaky ny tohiny
FTT