• Alatsinainy 10 Aogositra 2020
Politique.Eliana Bezaza “Ajanony ny famonoana an-kolaka ny vahoaka”

Resy tena resy, tsy vitan'ny hoe resin'ny aretina fa resin'ny tsy fananana. Resin'ny tsy fiasana sy ny tsy fidiram-bola izahay vahoaka, hoy ny sekretera jeneralin’ny antoko politika PSD, Eliana Bezaza, naneho hevitra amin’ny maha olom-pirenena azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Aogositra 2020
Politique.Krizy ankehitriny “Mafy noho ny tamin’ny 1972, 1991, 2002, 2009”

Potika sy ravarava ny sehatra tsy miankina: nihena ny karama, miato amin’ny asa, voaroaka ny mpiasa,… Mikatona ny sehatr’asa mampidi-bola, raha toa ka tsy tena voakasika ny sehatra ara-panjakana hatreto, kanefa any no tena handefasana ny vola.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Aogositra 2020
Politique.Sefo fokontany nesorina Ho tendrena atsy ho atsy ireo mpisolo toerana

Maro ny fitarainana tonga teny amin` ireo ambaratongam-pahefana isa-tsokajiny momba ny tsy fahatomombanana ny fitsinjarana ireo fanampiana avy amin` ny fitondram-panjakana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Aogositra 2020
Politique.Raharaham-pirenena Mitombo isa hatrany ny mpanohitra

Tsy misy idiran’ny resaka K25 na zanak’i Dada araka ny voizina anaty tambazotran-tserasera sy etsy sy eroa intsony ankehitriny ny fanoherana ny zava-misy eto amin’ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Jolay 2020
Politique.Rodoben’ny mpanohitra Namoaka ny dosien’ny fitondrana tetezamita

Namoaka ireo teboka lehibe voarakitra ao amin’ny fanadihadiana nataon’ny banky iraisam-pirenena momba ny resaka paradisa fiskaly

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Jolay 2020
Politique.Antoko Otrikafo “Aleo ny fokontany no hampizarana fanampiana isan-tokantrano”

Manaraka akaiky ny raharaham-pirenena, indrindra fa ity resaka Covid 19 ity, ny antoko politika Otrikafo, hoy ny sekretera jeneraliny, Elia Rabevahiny.

Hamaky ny tohiny
FTT