• Alakamisy 01 Oktobra 2020
Politique.Berija Ravelomanantsoa Voaheloka higadra 44 volana

Nivoaka omaly ny didim-pitsarana momba an’i Berija Ravelomanantsoa. Voaheloka higadra 44 volana, sazy mihatra, izy, raha ny fanazavan’ny sekretera jeneralin’ny fikambanana Soluma izay tarihiny, Riana Rakotomanantsoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Oktobra 2020
Politique.Maka Alphonse - CFM “Any amin’ny Fanjakana ny baolina amin’ny fanonerana”

Nanazava ny mahakasika ny fombafomba ahafaha-manao ny fanonerana ny lasibatra noho ny krizy teto amin’ny firenena ny Filohan’ny Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy (CFM) nandritra ny fanateran’ny Vondron’orinasa Tiko ny antontan-taratasy fanamafisana ny fangatahana ny fanonerana ho azy omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Oktobra 2020
Politique.Nicolas Rabemananjara TV Plus Kandida senateran‘ny IRD

Isan’ireo kandida ho loholona nametraka ny dosieny tao Fianarantsoa omaly ny filoha tale jeneralin’ny fahitalavitra TV Plus, Nicolas Rabemananjara, lohalisitra ho an’ny faritra Vatovavy Fitovinany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Oktobra 2020
Politique.Komity Malagasy ho an’ny soa iombonana “Misy fandrika be ity fahamehana ity”

Nisy tolona ho an’ny fanovana natao teto amin’ny firenena ary nidinana an-dalambe mihitsy ny taona 2017 saingy tsy nisy ilay fiovana, hoy ry zareo avy eo anivon’ny KMSI na Komity Malagasy ho an’ny soa iombonana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Oktobra 2020
Politique.Mpiasan’ny orinasa AAA “Mba honero tahaka ny AV7 izahay”

Fadiranovana izahay taorian’ny 2009 kanefa mba nanana ny fiainanay sy ny naha izy anay teo anivon’ny fiarahamonina. Nisy ny efa nodimandry noho ny alahelo, nihantra taminay ny fahoriana rehetra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Oktobra 2020
Politique.Andry Rajoelina Te hanadio tena eo imason` izao tontolo izao

Mazava ny resaka fa te-ho filoham-pirenena hadio i Andry Rajoelina. Niniana tsy nolazaina avokoa anefa ireo tranga tena niteraka ny krizy politika teto amintsika, indrindra fa ny fahapotehan’ny toekarena, izay nampiaiky volana ny maro fa tena ho sarotra ny hanarina azy.

Hamaky ny tohiny
FTT