• Alatsinainy 05 Oktobra 2020
Politique.Fitantanana firenena Valifaty politika no mibahan-toerana

Mihorohoro ireo mpanao afera manana dosie nandritra ny fitondrana HVM. Tonga amin`ny sy ny harona ny fitondrana TGV.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2020
Politique.Hetsiky ny D 73 tamin’ny 2018 Efa adino ireo fitakiana samihafa ?

22 volana no lasa ka nitantanan` ny Filoha Rajoelina an`i Madagasikara. Serasera sy ny sandry aloha no tena tena nibahana teto amin` ny firenena. Ohatra ireny fanagadrana mpandraharaha ireny, fisehoana matetika amin` ny haino aman-jery ataon` ireo tompon’andraikitra, fampatsiahivana ireo lalàna efa nisy…

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2020
Politique.Antoko politika TGV Tsy sahy mandeha irery intsony

Isan’ny mampametra-panontaniana ankehitriny ny tsy nahenoana loatra intsony izany antoko politika Tanora Malagasy vonona na TGV izany, indrindra, tamin’ny fandraisana anjara tamin’ireo fifidianana nifanesy teto amin’ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2020
Politique.Fanarenana ifotony Mila hafainganina ny fametrahana azy

Mila arenina sy alamina aloha ny firenena vao miroso amina karazana paikadim-pampandrosoana samihafa ny fitondram-panjakana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Oktobra 2020
Politique.Chandoutis Raoera “Hatahorana hampisy ady ny toe-draharaha”

Misafotofoto kely ihany ny toe-draharaham-pirenena ankehitriny, hoy ny filohan’ny fikambanana Zon’olombelona mampandroso vahoaka, Chandoutis Raoera. Ny atahorana amin’io dia ny ampisy ady.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Oktobra 2020
Politique.Dr Joseph Randriamiarisoa « Mianjera no hiafaran’ny fanjakana ratsy fototra »

Kitoatoa ny fifidianana nanamboka ny taona 90 hatramin’izao, ka mamotika ny demokrasia eto amintsika. Misy ny fampanarahan-dalàna ny tsy araka ny voalazan’ny lalàna, raha ny fanehoan-kevitr’i Dr Joseph Randriamiarisoa Minisitra teo aloha, Mpikamban’ny Antoko UNDD.

Hamaky ny tohiny
FTT