• Alarobia 30 Septambra 2020
Politique.Avaradrano Vita ny lalana amina kaominina maro

Nanao fitsidihana ara-teknika tany amin'ireo asa rehetra nataon` ny ekipan'ny Faritra Analamanga omaly tany amin` ny distrikan` Avaradrano.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Septambra 2020
Politique.Orinasa AAA Efa nihoarana lavitra ilay fanakatonana 15 andro

40 andro mahery izay no nanombohan’ny fanakatonana ny orinasa AAA niainga tetsy Behoririka ny 19 aogositra, nitohy tany Toamasina ny 27 aogositra, Andranomanelatra ny 01 septambra, ary tany Fianarantsoa ny 02 septambra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Septambra 2020
Politique.Régis Ramamonjisoa “Efa te hitroatra ny vahoaka”

Matoa ny zava-misy ankehitriny miha mafana dia misy mampirehitra, hoy ny filoha lefitry ny Rodoben’ny mpanohitra ho an’ny demokrasia eto Madagasikara, sampana Mahajanga, Régis Ramamonjisoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Septambra 2020
Politique.Demokrasia sy ny fampandrosoana Mikatri-doha ireo Parlemantera SADC

Mandray anjara amin` ny « Forum parlementaire de la SADC » ny solombavambahoakan’i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Septambra 2020
Politique.VMMF sy raharaha “Ecran plat” “Aoka tsy ho vary mangatsiaka ny fitorianay ”

Iray volana izay no nametrahanay fitoriana teo anivon’ny Fitsarana avo na HCJ sy ny sampan-draharaha misahana ny kolikoly na PAC mikasika ny raharaha “écran plat” teo anivon’ny CCO, hoy ry zareo avy eo anivon’ny Vovonana Malagasy manarina firenena na VMMF, tetsy Mahamasina omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Septambra 2020
Politique.Politika Rahoviana vao hisy mpanohitra tena ofisialy ?

Mbola tsy nisy ny mpanohitra ofisialy raha ny tantaran`i Madagasikara no zohina. Raha tamin`ny andron` ny Repoblika faharoa, nampandany ny lalàmpanorenana vaovao tamin’ny desambra 1975 ny filoha Ratsiraka.

Hamaky ny tohiny
FTT