- Zoma 02 Oktobra 2020
Politique.Fitorian’ny Loholona Azo raisina fa tsy mitombina, hoy ny HCC
Notsipahin’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana na ny HCC ny fitoriana nataon’ireo solontenan’ny loholona miisa 9 naneho fa misy ny tsy fanarahan-dalàna amin’ny fanatanterahana ny fifidianana loholona.
Hamaky ny tohiny