• Alakamisy 01 Oktobra 2020
Politique.Fitondrana MAPAR Be no diso fanantenana

Maro sahady ireo mpanohana an` i Andry Rajoelina no diso fanantenana fa toa tsy mena mivadika ity Filoham-pirenena ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Oktobra 2020
Politique.Antoko politika eto Madagasikara Mangina sa ampanginina ?

Amin`izao fotoana izao aloha dia somary azo lazaina fa mangingina ny eto an-tanana, raha toa andrenesam-peo ihany ny mpanohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Oktobra 2020
Politique.Politika Manomboka mandranitra ady ny olon’ny fitondrana

Ahiana hafana ny fifandonana eo amin`ny fitondrana sy ny mpanohitra raha amin`izao fivoaran-draharaha izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Oktobra 2020
Politique.Fanjakana Rajoelina Mieritreritra tsy handia tany intsony

Manjaka ny valifaty politika eto Madagasikara, ary hifandimbiasana ny fonja raha jerena amin’ny zava-misy amin’izao fotoana izao. Isan’ny adihevitra omaly ny fanamelohana an’I Berija Ravelomanantsoa higadra 3,6 taona any am-ponja.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Oktobra 2020
Politique.Orinasan-dRavalo ao Toamasina Arodana tsy misy hantra izay sisa nijoro

Misy antsojay maromaro, ka sanatria miverina indray ny 2009? Hoy i Hanitra Razafimanantsoa omaly. Tato ho ato misy ny fitakiana vola amin’ny endrint samihafa, misy ny fanidiana orinasa,…

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Septambra 2020
Politique.Naina Andriantsitohaina “ Lazao fa mpandainga aho fa tsy olana…”

Nafana ny resaka nandritra ny fanokafana ny fivorian’ny mpanolotsain’ny kaominina Antananarivo natrehin’ny ben’ny tanàna Atoa Naina Andriantsitohaina omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT