- Talata 06 Oktobra 2020
Politique.Hemerson Andrianetrazafy “Noferana fotsiny amin’ny fifidianana ny fahafahana eto”
Tsy mbola nisy fitondrana nahatanty tsikera teto hatramin'izay, hoy ny mpahay tantara sy mpahaivakoka ary mpanakanto, Hemerson Andrianetrazafy. Raha voasokajy ho isan’ny heloka 12 mahafaty izy faha tany gasy dia mahavery izay sendrany izy taty aoriana.
Hamaky ny tohiny