Politique

Fifidianana loholona “Saritsarin-datsa-bato sisa atao”


  • Alatsinainy 19 Oktobra 2020

Naneho ny heviny manoloana ny valitenin` ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC) mikasika ny fifidianana loholona sy ireo fitoriana samihafa ny loholona Luc Rabarison.

 

Nambarany fa efa nampoizina ireny valin-teny ireny. Mahatsapa fa iharan` ny antsojay ireo loholona am-perinasa. “Saritsarim-pifidianana no atrehina amin` ny 11 desambra izao. Manome vahana amin`ny tsy fanarahan-dalàna ny HCC”. Nohitsiany hatrany fa manafangaro ny politika sy ny fampiharan-dalàna ity fitsarana ity. Notsipihany ihany koa fa efa mazava ny olona ho laniana eo amin` ny Antenimierandoholona. Ny mpanohitrra rahateo nisafidy tsy handrotsaka kandidà, hoy ihany izy.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

  • Front de libération
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

national «Tena ilaina ny dinika

Hijery ny tohiny
FTT