• Alakamisy 08 Oktobra 2020
Politique.Vovonana Antsiva Mangataka ny fanendrena ny governoran`i Melaky

Manamafy ny fanambarana nataony isaky ny faritra momba ny fanendrena governoram-paritra ny Vovonana Antsiva (Plateforme de base pour l'appui et soutien au développement).

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Oktobra 2020
Politique.Rajoelina sy Ratsiraka Tsy mifankafoy noho ny amin-dRavalo…

Azo lazaina ho rano sy vary ka tsy mifankafoy ny Filoha teo aloha Amiraly Didier Ratsiraka sy ny Filoha ankehitriny Andry Rajoelina noho ny fananana fahavalo politika iombonana, dia i Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Oktobra 2020
Politique.Kaominina Antananarivo Raikitra ny fifanonganana…

Mafampana eo anivon’ny Fiadidian’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA).

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Oktobra 2020
Politique.Antoko Otrikafo “Ady amin’ny fampahantrana no tokony ataontsika”

Eto am-pelatananay ny "accords franco-malgaches" nifanaovan'i Lafrantsa tamin'ireo mpitondra izay napetrany ihany na dadabe Tsiranana tamin'izany fotoana izany talohan'ny nanomezany ny fahaleovantena sarintsariny, hoy ry zareo eo anivon’ny antoko politika Otrikafo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Oktobra 2020
Politique.Dany Rakotoson “Mifangaro ny asan’ny mpitondra sy mpanao asa soa”

Ny zava-misy ankehitriny dia maneho avokoa fa mbola tsy mandroso ny firenena ary tsy ao anatin’ny politika mazava iarahan’ny rehetra, hoy ny mpandinika raharaham-pirenena, Dany Rakotoson.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Oktobra 2020
Politique.Madagasikara Manana olana amin’ny resaka lalàna sy fitantanana

Adinontsika fa rafitra sy fandaminana na “organisation” ny firenena, hoy ny mpahaifitantanana Ricky Andriamampandry, avy ao amin’ny Antso fiarahamonina Kristianina dia io tsy tantanana io.

Hamaky ny tohiny
FTT