• Alarobia 14 Oktobra 2020
Politique.Herisetra tany Nosy be Voatsidron’antsy teo am-pamaniana ny fitombenany

Nitrangana toe-javatra mampalahelo tany amin’ny distrikan’i Nosy Be ny alahady alina teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Oktobra 2020
Politique.Tanin’ny CUA amidy Misy dosie tsy mazava, hoy i Clémence

Tsaroantsika mpanao gazety tsara fa niteny ny ben'ny tanana, Franck Michel Niaina Andriantsitohaina, fa ho averina amin'ny kaominin’Antananarivo renivohitra (CUA) avokoa ireo taniny rehetra namidy na nisy naka tamin’ny fomba tsy ara-dalana, hoy ny mpanolontsain’ny tananan’Antananarivo, Clémence Raharinirina omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Oktobra 2020
Politique.Fitetezam-paritra misesisesy Atao fitaovana politika ny fahoriam-bahoaka

Mirarakompana ny fitetezam-paritra ataon’ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina, izay tena manao fihodinana an’i Madagasikara mihitsy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Oktobra 2020
Politique.Fifidianana loholona Tsy voahaja ny miralenta

Hatreto moa izany dia mbola tsikera mivoy mikasika ny fifidianana ho loholona kasaina tontosaina ny volana desambra izao ny hoe mandeha ila.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Oktobra 2020
Politique.Rivellino Ravelomahazo “Tokony mitondra vahaolana ny mpanohitra”

Manan-jo feno mandeha maneho ny heviny ny mpanohitra amin’ny maha tany demokratika an’i Madagasikara, hoy ny mpamakafaka politika sy mpahay lalana, Rivellino Ravelomahazo, naneho ny fahitany ny fitetezam-paritry ny mpanohitra ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Oktobra 2020
Politique.Filankevitra Monisipaly - Antananarivo Nitsivalanan’ny Prefe ny fanonganana ny birao

Ny Mpanolotsaina Monisipaly TIM no nametraka sy nangataka ny hampidirana tao anatin’ny lahadinika ny fanalana ny mpikamban’ny Birao Maharitra

Hamaky ny tohiny
FTT