- Alakamisy 15 Oktobra 2020
Politique.Demokrasia sy Repoblika “Mila fanabeazana ny vahoaka sy ny mpitondra”
“Tsy tokony ho sakana amin` ny soatoavina Malagasy ny fametrahana rafitra repoblikanina eto Madagasikara.
Hamaky ny tohiny“Tsy tokony ho sakana amin` ny soatoavina Malagasy ny fametrahana rafitra repoblikanina eto Madagasikara.
Hamaky ny tohinyAo anatin’ny savaranonandon’ny lalampanorenana Malagasy sy ny andininy faha 168 ny fametrahana ny fampihavanam-pirenena eto Madagasikara, hoy ny filohan’ny filankevitry ny fampihavanana Malagasy (CFM)
Hamaky ny tohinyNy 14 oktobra 1958 ny filazana tamin’i Fomba ofisialy, fa Madagasikara dia miala tsy ho zanantany Frantsay fa miditra ho Repoblika ao anaty Firaisam-be Frantsay.
Hamaky ny tohinyHita izao fa manao letrezana ny fitondrana hanatanterahana ny fifidianana loholona amin’ny desambra, hoy ny depiote Alain Ratsimbazafy
Hamaky ny tohinyVitsy ny antoko politika miroso amin’ny fandraisana anjara amin’ny fifidianana amin’ny alalan’ny fametrahana taratasy filatsahan-kofidiana, hoy ny mpahay lalana, Ranesa Firiana, raha naneho ny fahitan’ny fahavitsian’ny dosien’ireo mpilatsaka ho loholona hatreto.
Hamaky ny tohinyTsy tazana teny Ambohijatovo indray omaly ny filoham-pirenena Malagasy, Andry Rajoelina, nandritry ny fitokanana ny tsangambato fahatsiarovana ny profesora Zafy Albert, filoham-pirenena teo aloha, efa nodimandry.
Hamaky ny tohiny