Politique

Faritra Vakinakatra Hahazo trano iombonana hanodinana ny vatosoa


  • Alarobia 28 Oktobra 2020

“Fotodrafitrasa hahafahan` ny Malagasy miantsehatra ao anatin` ny harena an-kibon` ny tany entina hanodinana vatosoa no atsangana aty Vatofotsy izao” hoy

 

 

Fidiniavo Ravokatra, minisitry ny harena an-kibon` ny tany sy ny harena stratejika, nandritra ny fametrahana ny vato fototra ho an`ny trano iombonana hanodinana vatosoa ho an` ny faritra Vakinakaratra tao Antsirabe. Nambarany hatrany fa ny vatosoa dia tokony hitondra fanampiana ao anatin` ny harin-karena. “Paikady apetraka dia ny fampihenana ny fanondranana ny vatosoa voatrandraka tsy mbola voaodina. Ambany ny vidiny mantsy. Rehefa vita ny kosa ny fanodinana azy manaraka ny fenitra iraisam-pirenena dia avo ny vidiny”. Ho maimaimpoana ny tolotra omena an` ireo mpandraharaha ary arahina fanofanana izay hiarahana amin` ny IGM.

 Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

  • Front de libération
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

national «Tena ilaina ny dinika

Hijery ny tohiny
FTT