- Talata 13 Oktobra 2020
Politique.Marc Ravalomanana 6 taona izay ilay fiverenana feno mistery
13 oktobra 2014-13 oktobra 2020, feno 6 taona katroka anio ny nipotran’i Marc Ravalomanana teny amin’ny trano fonenany teny Faravohitra nilazany fahatongavany indray an-tanindrazana, rehefa voatery nitsoaka an’i Madagasikara ny martsa 2009 nisian’ny fanonganam-panjakana notarihin’ny Filoha ankehitriny Andry Rajoelina izy.
Hamaky ny tohiny
