- Alakamisy 15 Oktobra 2020
Politique.Fankalazana ny 14 oktobra tao Mandritsara Nolokoina volamena ny sary vongan’ny filoha Tsiranana
Hetsika maromaro omaly no nankalazana ny fetin’ny repoblika voalohany tao Mandritsara niarahana tamin’ny antoko politika naorin’ny filoham-pirenena tamin’izany, Itompokolahy Philibert Tsiranana, dia ny PSD.
Hamaky ny tohiny