• Alatsinainy 12 Oktobra 2020
Politique.Vatovavy Fitovinany Nandamin-dresaka ny Filoha

Nandamin-draharaha tany amin’ny Faritra Vatovavy Fitovinany ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina ny faran’ny herinandro teo noho ny fifandirana nateraky ny veliranony, dia ny hampizara ho roa ny Faritra Vatovavy sy Fitovinany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2020
Politique.Fifidianana loholona Toamasina sy Toliara TIM sy HVM teo aloha no kandida TGV-MAPAR

Mazava aloha izany izao fa tsy manana olona ny TGV-MAPAR, tsy arak'ireny fampanantenana tamin’ny propagandy ireny hoe efa vonona ary manana olona manana traikefa sy vonona hampandroso,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2020
Politique.Minisitra voatendry tamin’ny 2019 Ny Jeneraly Ravalomanana no nanambara fananana

Hatramin’ny sabotsy teo dia ny sekreteram-panjakana misahana ny zandarimaria, ny jeneraly Richard Ravalomanana, ihany no fantatra fa nanao fanambaram-pananana tamin’ireo minisitra voatendry ny taona 2019.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2020
Politique.Naivo Raholdina Tsy mitarika ny FAFI V intsony

Manohana hatrany ny kandida natolotry ny IRD amin'ny fifidianana loholona ho avy izao ny antoko politika TGV eto amin'ny boriboritany fahadimy, hoy ny filohan'ny departemantany, ny depiote Naivo Raholdina,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2020
Politique.Mihalalina ny raharaha TIKO « Androany ianao mitondra, fa rahampitso tsy hay…»

aharaha mbola mafampana amin’izao fotoana izao ny resaka fandrodanana ny sisa nitsangana tamin’ny Orinasan’i Marc Ravalomanana tao amin’ny seranantsambon’i Toamasina,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Oktobra 2020
Politique.Antananarivo renivohitra Koposoroka no nandaniana ny tetibola 2021

Nafana indray ny raharaha fandaniana ny vinavina ho an’ny tetibola nanaovana fanamboarana (budget primitif) hiasan’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra ho an’ny taona 2021.

Hamaky ny tohiny
FTT