• Zoma 16 Oktobra 2020
Politique.Mpikamban’ny CFM 2 amin’ny 44 no hany hita…

Tsy hay hoe inona izany no tena andraikitr’ireo mpikambana miisa 42 ambiny fa tao anatin’izay 3 taona mahery kely nitsanganan’ny komitin’ny fampihavanana Malagasy izay aloha dia tsy misy afa-tsy ny filohan’ny CFM sy ny filoha lefitra misahana an’Antananarivo no hany tena hita manazava ny fipetraky ny fihavanana sy fampihavanam-pirenena eto

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Oktobra 2020
Politique.Rehefa tsisy programa matotra Lasa mamorona hetsika ny mpitondra…

Adihevitra tato ho ato ny fitetezam-paritra ataon’ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina, izay sesilany sy tena mitety ny Nosy mihitsy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Oktobra 2020
Politique.Disitrikan` Beroroha Tafapetraka ireo ben`ny tanàna

Nosalorana samboady amin`ny maha ben` ny tanàna azy ireo valo mianadahy voafim-bahoaka tao anatin` ny distrikan` Beroroha omaly. T

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Oktobra 2020
Politique.Rolly higadra 44 volana Efa mamoy fo ny fianankaviany

Nohelohin’ny fitsarana higadra an-tranomaizina 44 volana na 3 taona sy tapany tahaka an’I Berija Ravelomanantsoa I Harry Laurent Rahajason na Rolly Mercia Minisitry ny serasera teo aloha, araka ny didim-pitsarana nivoaka omaly 15 oktobra 2020.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Oktobra 2020
Politique.“Hangar”-n’ny Tiko eny Ivato Mamofompofona fandravana…

Mandeha ny ritsoka fa taorian'ny tao amin’ny seranan-tsambon’I Toamasina port, dia mety horavana ihany koa ny “Hangar” misy ny Fiaramanidina ATR an’ny orinasa Tiko eny Ivato, toerana isan’ny sisa tsy potika sy tsy rava tamin’ny raharaha fandrobana sy fandorana tamin’ny 2009.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2020
Politique.Mpanolotsaina manohitra ny tsy rariny ‘’Tsy ekenay ny famarotana an’Antananarivo”

Lavinay 3 mianadahy izay mijoro eto ny famarotana an’Antananarivo, hoy ireo isan’ny mpanolotsaina mpanohitra eo anivon’ny kaominin’Antananarivo renivohitra avy amin’ny vondrona politika Komba sy IRK tetsy amin’ny restaurant Tsiky Ambohijatovo omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT