• Alatsinainy 19 Oktobra 2020
Politique.Fifidianana loholona 14 ireo lisitra kandidà hifaninana

Hanenjika ny maro an` isa ny fitondrana amin` ny fifidianana loholona izay tanterahina ny 11 desambra izao tahaka ny Antenimieram-pirenena. Raha ny isa vonjimaika navokan`ny CENI dia miisa 14 ireo lisitra kandidà hiatrika izany fifidianana izany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Oktobra 2020
Politique.Fetison Rakoto Andrianirina « Fihatsarambelatsihy ny fankalazana ny Repoblika ! »

14 Oktobra, itsingerenan’ny nanambarana ny maha Repoblika an’i Madagasikara. Maro ny fanehoan-kevitra manodidina azy io. Manana ny fahitany azy ny Antoko Roso ho amin’ny Demokrasia Sosialy tarihin’i Fetison Rakoto Andrianirina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Oktobra 2020
Politique.Fitantanana firenena Krizy tsy voavaha, ny hetra tangosana…

Namoaka fanambarana ny teo anivon` ny foibem-pitantana ankapobeany ny hetra (DGI) fa manomboka izao dia miverina amin` ny laoniny ny asa eo amin` ny fandraharahana momba ny hetra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Oktobra 2020
Politique.Rolly higadra 44 volana Miomana handray ny fatiny ny havany

Fanamparam-pahefana tsotri’zao ny fanapahan-kevitry ny ampidirana am-ponja, raha ny nambaran’ny Antoko HVM tetsy amin’ny foibeny tetsy Andraharo omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Oktobra 2020
Politique.Brunelle Razafitsiandraofa “Mafy ny faratsiana ahy, aleoko tsy miteny”

Hita ho niezaka namatotra ny filoham-pirenena tamin’ny fampanantenana nataon’ity farany ireo olobe toy ny Ampanjaka sy Anakandriana tao Ikongo rehefa alalinina ny fanambarana nataon’izy ireo ny faran’ny herinandro teo mikasika ny faniriany tsy hiala amin’I Vatovavy raha toa ka tsy maintsy ho zaraina 2 ihany ny faritr’I Vatovavy Fitovinany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Oktobra 2020
Politique.Alain Ratsimbazafy “Maro ny raharaham-pirenena tsy fantatry ny vahoaka”

Hita izao fa manao letrezana ny fitondrana hanatanterahana ny fifidianana loholona amin’ny desambra, hoy ny depiote Alain Ratsimbazafy.

Hamaky ny tohiny
FTT